Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
milarmada

Missionnaires Laïcs Associées Rédemptoristes

Isaky ny alahady fahaefatra amin’ny volana dia...

Isaky ny alahady fahaefatra amin’ny volana dia...

Isaky ny alahady fahaefatra amin’ny volana dia manao famondronana ireo tanora avy amin’ny misiona iasany ny redantorista. Amin’ny alahady 23 desambra 2012 ho avy izao dia hanasàny ny tanora rehetra tsy ankanavaka izany. Tongava daholo ary, amin’ny 08 ora ny fahatongavana, eny amin’ny foyer St Alphonse Mandroseza
- Hiaraka hivavaka
- Hiaraka handalina ny finoana
- Hifanampy amin’ny fiainana maha tanora kristianina
- Hiaraka hiala voly
Mitondrà sakafo sahaza, amin’ny 04 ora sy sasany no fodiana.
« ampahafantaro an’izao tontolo izao izy » Pio IX

Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article